Entrée (1/2) | 1 azo |
Partie du discours | 2 participe |
Explications en malgache |
3 [1.1] Lasa tompon-javatra: Azoko ilay loka lehibe Tratra, voasambotra: Azon' ny saka ny voalavo Voan' ny...: Azon' ny tazo tany an-tsiraka tany izy Takatry ny saina: Sarotra loatra izany teny izany ka tsy azoko Voaray: Azoko anikeheo ilay taratasy nalefanao afakomaly Ananana fahafahana manao: Tsy azo idirana ato raha misy ny teny atao ao aorianany dia manana izany hevitra izany koa izy: Tsy azo atao ny miditra ato |
Explications en anglais |
4 [1.2, 1.7] possessed, allowed 5 [1.2] had, got, understood, permitted, can, may. It is used before any passive or relative verb, in the sense of can or may, as: azo atao, May be done. It also takes the place of our English -able, and -ible in making words into adjectives, as azo hanina, edible. 6 [1.7] gotten |
Explications en français |
7 [1.8] gagné, obtenu ; compris ; permis |
Exemples |
8 ary raha izany, inona no haja sy voninahitra ho azoko; [2.293] 9 ary tsy hitanao angaha ity famonjena tampoka azontsika. [2.324] 10 Safosafo loha sy tambitamby no azony; [2.470] 11 izay mamin-dry zareo Raby jiosy fatratra ka notanany mafy, dia be hevi-dravina foana ka azo isaina koa ho karazan' ny "anganongano" voalaza eto. [1.38] |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Phytonymes |
|
Toponymes |
|
Proverbes | 102 Proverbes contenant le mot azo |
Entrée (2/2) | 103 azo |
Partie du discours | 104 conjonction [Liste complète] |
Explications en français |
105 [1.3] à cause de, parce que: Tsy vita ny raharaha azon' ny tsy fahatongavanao (Cela n'est pas terminé, parce que vous n'êtes pas venu) |
Anagrammes | 106 |
Mis à jour le 2025/01/21 |