|
|
|
|

Entrée1  mifankahazo
Radical  2  azo
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] azon' ny anankiray izay tian' ny anankiray holazaina: Tsy hifankahazo na oviana izy roa lahy ireo satria ny iray moana sy marenina, ny iray jamba
Tsara resaka: Mifankahazo tsara izahay sy i dadatoanao
Morphologie 
5  Présent :
6  Passé :
7  Futur :
8  Impératif :
Mots composés 
Proverbes  11  Proverbes contenant le mot mifankahazo

Mis à jour le 2024/12/11