|
|
|
|

Entrée (1/2)1  azoazo
Radical  2  azo
Partie du discours  3  participe
Explications en malgache  4  [1.1] Tiana araka ny fankasitrahan' ny maso, na ny sofina...: Iza no alainao amin' ireto satroka ireto? Itsy volombatolalaka no azoazoko
Metimety, tsaratsara, enti-milaza toe-pahasalamana tsy tsaratsara teo aloha ka efa metimety: Manao ahoana izany fanavianao? Efa azoazo fa misaotra
Explications en anglais  5  [1.2] pleased with, preferred, grateful.
6  [1.7] found pleasing, approved of
Explications en français  7  [1.3] obtenu un peu, compris un peu: Tsy azoazoko ny teninao (Je ne comprend pas trop ce que vous dites)
préféré
8  [1.8] approuvé, préféré
Exemples  9  Mbola azoazoko an-tsaina ihany fa voalavo marary izy io [2.472]
Morphologie 
10  Présent :
11  Passé :
12  Futur :
Mots composés 

Entrée (2/2)14  azoazo
Partie du discours  15  nom
Explications en malgache  16  [1.1] [Provincial] Ranon' afero
Explications en français  17  [1.19] [Tankarana] bile. (afèro).
Vocabulaire  18  Biologie

Anagrammes  19 

Mis à jour le 2025/01/21