Table des Matières |
FANAFOHEZAN-TENY Misy fanafohezan-teny vitsivitsy ampiasaina ato amin' ity boky ity, dia ireto: Test. Tal. | Testamenta Taloha | Test. Vao. | Testamenta Vaovao | MSS | Manoskripta na Sora-tanana | A.D. | Anno Domini (fanisana ny taona hatramin' ny andron' ny Tompo no mankatỳ) | B.C. | Before Christ (fanisana ny taona talohan' ny andron' ny Tompo) | J.E.D.P. | Filazana samy hafa nahazoana ny tantara ao amin' ny Pentatioka sy ny boky sasany. | Ary ny anaran' ny boky ao amin' ny Baiboly dia hafohezina toy izao: |