|
|
|
|

Entrée (1/2)1  manantena
Radical  2  antena
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Matoky fa hahazo: Manantena ny lanitra ny kristianina. / Manantena aho fa raha vao tonga ianao dia hanoratra
Manampo, mikasa: Nanantena ny handeha aho, nefasendra sampona ka tsy lasa
Miandry: Manantena anay izy rahampitso hiara hisakafo aminy
Explications en anglais  5  [1.2] to hope for, to expect.
6  [1.7] to hope, to expect
Explications en français  7  [1.8] espérer, s'attendre à
Exemples  8  Koa manantena aho fa tsara tokoa. [2.366#]
9  manantena ny tsy ho faty angaha ianareo! [2.606#]
Vocabulaire  10  Emotions
Morphologie 
11  Présent :
12  Passé :
13  Futur :
14  Impératif :
Mots composés 
Proverbes  16  Proverbes contenant le mot manantena

Entrée (2/2)17  manante
Radical  18  antena
Partie du discours  19  impératif du verbe actif manantena [Liste complète]
Explications en malgache  20  [1.1]
Explications en français  21  [1.3]

Anagrammes  22  anantenam, anentanam, manantane, manantena, manantenà, manentàna, manentana, namantena

Mis à jour le 2022/09/08