Entrée | 1 loloha (loha) |
Partie du discours | 2 nom |
Dérivés |
|
Explications en malgache |
7 Fitondrana zavatra an-doha: Loloha kitay 8 Fitindrana zavatra mitatao ambonin' ny loha: Loloha lanitra ka samy mitondra ny tandrifiny 9 Ny havana akaiky izay sahirankirana na mananosarotra amin' ny fivelomana ka adidin' ny tena ny manohana azy: Lolohanao ireo antitra ireo ka tsy azonao ariana amin' olona. [1.1] |
Explications en anglais |
10 the act of carrying on the head; family responsibility [1.7] |
Explications en français |
11 action de porter sur la tête [1.3, 1.8] 12 les proches parents qu'il faut assister [1.3] 13 devoir d'assister les proches parents [1.8] |
Exemples |
14 aza manary loloha fa hava'nao, hoy Andrimanelo tamy ny Halambo. [2.48] |
Mots composés |
|
Proverbes | 17 Proverbes contenant le mot loloha |
Anagrammes | 18 lohalo, loloha |
Mis à jour le 2023/05/21 |