Entrée | 1 Le Livre de la Sagesse Malgache |
Sous-titre | 2 Proverbes, dictons, sentences, expressions figurées et curieuses |
Mots élémentaires | 3 malgache |
Partie du discours | 4 nom propre (titre de livre) [Liste complète] |
Explications en malgache |
5 nanangonan' i de Veyrières ohabolana 6.533, tokony ho tamin' ny taona 1910-1913. Natokotokony araka ny fariparitry ny fiainana manontolo, nasiany dikan-teny frantsay sy fivoasana kely. Rakitra miavosa indrindra: saingy haingan-doatra ny nipetrahan' ilay olona taty, ka tsy voadinika ary tsy voahitsy araka ny mety [2.299#8] |
Vocabulaire |
6 Littérature: livres |
Auteur |
7 Méritens Guy de (s.j.) 8 Veyrières Paul de |
Editions |
9 Editions Maritimes et d'Outre-Mer, 1967. Hauteur: 24cm. Largeur: 15cm. Pages: 664 |
Illustrations |
|
Mis à jour le 2024/01/09 |