|
|
|
|

Entrée (1/3)1  takatra
Partie du discours  2  participe
Explications en malgache  3  [1.78] [Sihanaka] tratra
4  [1.78] [Tanala] tratran'ny tànana ( raisina )
5  [1.1] Tratran' ny tanana, azon' ny tanana raisina: Tsy takatro io voankazo io fa avo loatra. / Vakin' io zaza kely io izay rehetra takany
Mety ho tratran-javatra atsipy na atoraka: Ho takatoraka va re irỳ trano menamena, irỳ?
Mety ho vita noho ny fananana saina, vola: Lafo loatra izany ka tsy takatry ny volako!
Explications en anglais  6  [1.7] reached or attained; understood
Explications en français  7  [1.3] atteint par la main, par un instrument, par un projectile: Tsy takatra io voankazo io (On ne peut pas atteindre ce fruit avec la main) ~ Tsy taka-toraka io trano io (On ne peut pas atteindre cette maison avec une pierre)
perçu par la vue, par l'intelligence: Tsy takatry ny saintsika izany (Notre intelligence ne peut pas comprendre cela)
a quoi on peut parvenir par ses talents, par son argent: Tsy takatry ny volako izany (Je n'ai pas assez d'argent pour atteindre ce prix)
8  [1.8] qu'on atteint; compris
Exemples  9  "Tsy takatra tokoa izany," hoy ny olona. [2.293]
10  ary na Ambohimiarina aza dia takatra itampodiàna. [2.588#]
Morphologie 
11  Présent :
12  Passé :
13  Futur :
Dérivés 
14  Verbes actifs :
15  Verbes passifs :
16  Verbes relatifs :
17  Noms :
Synonymes  18  takatre
Mots composés 
Phytonymes 
Toponymes 
Proverbes  30  Proverbes contenant le mot takatra

Entrée (2/3)31  takatra
Partie du discours  32  adjectif
Explications en français  33  [1.3] maigre
34  [2.415] Se disait des maigres.

Entrée (3/3)35  takatra
Partie du discours  36  nom
Explications en malgache  37  [1.1] Vorona mitovitovy habe amin' ny vantotr' akoho saingy lava vozona sy lava vava, nefa ny bikan' ny lohany no manaitra avy hatrany fa tazana mandrakariva toa fisaka, nefa ny marina dia ny volony no somary lava eo ankatony sady mitsangan-dava misandrahaka; ny volon' endriky ny tenany rehetra dia manja vasoka
Explications en anglais  38  [1.7] the tufted umber (bird)
Explications en français  39  [1.3] oiseau brunâtre, de mauvais augure, qui construit un nid énorme, ombrette; Scorpus umbretta, Gm.
40  [1.54] ombrette
41  [1.8] l'ombrette, oiseau d'eau
42  [2.415] Oiseau de mauvais augure.
Exemples  43  Ny papango fangalarina
ny goaika didimaso
ary ny takatra lava hatoka
samy ratsy ka mifanenitra
[2.131]
Vocabulaire  44  Zoologie: oiseaux
Mots composés 
Zoonymes 
Proverbes  51  Proverbes contenant le mot takatra
Citations  52  Textes citant takatra

Anagrammes  53 

Mis à jour le 2025/01/21