|
|
|
|

Entrée (1/2)1  hainteny
Mots élémentaires  2  hay, teny
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Teny an' ohatra voaravaka ohabolana, mampiseho fahaizana sy fahakingana, nampiasain' ny Ntaolo tamin' ny fananarana na nifamalian' ny tanora nanao resa-pitiavana
5  [1.62] lahabolana mirindra, feno ohatrohatra enti-mampita hevitra amin' ny fomba miolaka, ifamaliana ka ny tanora lahy sy vavy mifamboraka fitiavana no tena manao azy; ampisaina hampitana anatra amam-pitsipi-pitondran-tena ihany koa
Explications en anglais  6  [1.2][hain-teny] A proverb, a figure of speech; a repartee, an adage. See ohabolana
7  [1.7][hain-teny] a short discourse in traditional form; words of wisdom
Explications en français  8  [1.3][hain-teny] proverbe
9  [1.8][hain-teny] expression figurée; bref discours dans le style traditionnel
10  [1.67] (une) poésie traditionnelle; (l') art du discours, (le) savoir-parler: Tapitra nadika amin'ny teny firantsay ny hain-teny (La poésie traditionnelle a fini par être traduite en français) ~ Nisy teo amin'ny Ntaolo ny finaninanana hain-teny (Le concours du savoir-parler existait chez les Anciens; il y eut des compétitions en matière d'art du discours entre les ancêtres)
11  [1.5] réparties amoureuses (genre poétique traditionnel)
Explications en italien  12  [1.18] proverbio
Exemples  13  Tsy izany ihany koa, fa amin' izany fiovaovsna izany dia misy ohabolana sy hainteny tsy dia manana fitohizana akory amin' ny teny mialoha sy manaraka azy. [1.38]
Vocabulaire  14  Littérature: (en général)
Titres  15  Du Ohabolana au Hainteny (Domenichini-Ramiaramanana Bakoly)
16  Hainteny : the Traditional Poetry of Madagascar. (Fox Leonard)
17  Hainteny ankehitriny (Rakotonaivo François)
18  Les Hain-Teny Merinas : Poésies populaires malgaches (Paulhan Jean)
19  Ny Haintenin'ny Ntaolo (Rakotonaivo François)

Entrée (2/2)20  Hainteny
Sous-titre  21  the Traditional Poetry of Madagascar.
Mots élémentaires  22  hainteny
Partie du discours  23  nom propre (titre de livre) [Liste complète]
Vocabulaire  24  Littérature
Auteur  25  Fox Leonard
Editions  26  Bucknell University Press, 1990. Hauteur: 9.5in. Largeur: 6.5in. Pages: 464
Extraits 
27 12Malagasy is a language of extremely delicate nuance and, in terms of Western European languages, of remarkable conciseness -- the latter often a result of the former.
28 
Ravin-tapia tian-dandy Tapia leaves are loved by silkworms,
ravin-tambolo tian'ny nify tambolo leaves are loved by the teeth.
ka raha manaja ahy mba hajaiko If you respect me, I will respect you,
ary raha manitsaka ahy mba hitsahiko and if you despise me, I will despise you.
fa hianao Ivatolaivy For you are Ivatolaivy,
hodidinin'ny alan-tapia surrounded by a forest of tapia,
izaho kosa Ambohinihaza while I am Ambohinihaza,
hodidinin'ny rano eto Itasy surrounded by the waters of Itasy.
29 Tsy mitady fitia mbola misy aho / fa ny lambako lena no ahahiko / ataovy fitia fatambary ny havanao / zahana maraina tadiavin-kariva
30 ao ny andro maharatsy / ary ao ny andro ahafatesana / nefa izay tsara fodi-mandry any an-danitra /
31 Itsanganako alakamisy misy hanina / itsanganako zoma manan-tiana

Anagrammes  32  ahentiny, hainteny, hateniny, hitenany, nahetiny, natehiny, nitehina, tanehiny, tinehany

Mis à jour le 2024/12/11