Entrée (1/3) | 1 zoma |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Zohy, lava-bato [1.1] |
Explications en anglais |
4 for zohy [Provincial]
[1.2] |
Synonymes | 5 zohy |
Entrée (2/3) | 6 zomà |
Partie du discours | 7 nom |
Explications en malgache |
8 Andro fahenina amin'ny herinandro, manarakaraka ny Alakamisy ary mialoha ny Asabotsy. Teo amin'ny Ntaolo malagasy, dia andro mainty fandevenana toy ny Alatsinainy ny Zomà; natao fitenenana ny hoe: "Zomà manantena" ary koa ny hoe "Tsy mahandry andro Zomà" satria tsy momba ny soa, tsy momba ny ratsy. "Tsy mahandry andro zomà": enti-milaza ny olona maika loatra alohan'ny fotoana [1.1] |
Explications en anglais |
9 Friday [1.2, 1.7] |
Explications en français |
10 Vendredi [1.3, 1.6, 1.8, 1.9] 11 (ar.) vendredi. Var. le plus usuel joma [1.14] |
Explications en italien |
12 venerdi [1.18] |
Explications en allemand |
13 Freitag. -- Du siehst ja, dass ich am Freitag und am Samstag der vergangenen Woche nicht einmal mehr Geld für etwas zum Essen hatte. [1.56] |
Exemples |
14 Nampanantena ny mbola hitondra an-janany any Rainitoandro indray zoma any, fotoana tsy dia voafetra loatra. [2.470] |
Vocabulaire |
15 Temps |
Autres orthographes | 16 ajoma |
Toponymes |
|
Hypéronyme |
|
Co-hyponymes |
|
Proverbes | 27 Proverbes contenant le mot zomà |
Tableaux et planches |
28 Mesure du temps |
Entrée (3/3) | 29 Zomà |
Partie du discours | 30 nom propre (toponyme) [Liste complète] |
Explications en malgache |
31 Anaran'ny tanàna anaovana tsena amin'io andro io [1.1] |
Explications en anglais |
32 The place of holding Friday's market [Swa. juma; Ar. El-dsùm'a, congregation day.] [1.2] 33 The Friday market-place [1.7] |
Explications en français |
34 Noms des marchés qui se tiennent le vendredi, comme celui de Tananarive [1.3] 35 Marché de vendredi; place de marché (vendredi) [1.8] |
Vocabulaire |
36 Géographie: agglomérations |
Citations | 37 Textes citant Zomà |
Illustrations |
|
Anagrammes | 39 azom, mazò, moza, ozam, ZOAM, zoma, Zomà, zomà |
Mis à jour le 2024/10/30 |