Entrée | 1 herinandro |
Mots élémentaires | 2 herina, andro |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.1] Fe-potoana misy andro fito voafetran' ny kalandrie: Ny alahady no andro voalohany amin' ny herinandro araka ny kalandrie vazaha Fahelam-potoana misy andro fito: Ho vitanao herinandro ve io asa io? |
Explications en anglais |
5 [1.7] a week |
Explications en français |
6 [1.8] une semaine |
Exemples |
7 herinandro ihany aho, dia tafaverina. [2.5#] 8 Andro andrandraina amin' ny herinandro. [2.4#] 9 Efa herinandro mahery izay no lasa izy. [1.508#] 10 Dia nandeha lalana herinandro izy miandevo; [2.69#] |
Vocabulaire |
11 Temps |
Mots composés |
|
Hyponymes |
|
Proverbes | 23 Proverbes contenant le mot herinandro |
Mis à jour le 2024/12/07 |