|
|
|
|

Entrée (1/2)1  sabotsy
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] (na Asabotsy, izay marimarina kokoa) Andro fahenina amin'ny herinandro, manaraka ny zomà ary mialoha ny alahady; andro fahatelo kosa izy teo amin'ny ntaolo malagasy
Explications en anglais  4  [1.2] Same as asabotsy
Explications en français  5  [1.5] Samedi
6  [1.6] [Tanala] Samedi [ar.: as-sabt, samedi]
Exemples  7  Izao no maty tamin' ny andro sabotsy. [2.48]
8  Tonga nanao asa maimaim-poana izy, isaky ny sabotsy sy alahady. [1.369#]
Vocabulaire  9  Temps
Autres orthographes  10  asabotsy
Toponymes 
Hypéronyme 
Co-hyponymes 
Tableaux et planches  22  Mesure du temps

Entrée (2/2)23  Sabotsy
Mots élémentaires  24  sabotsy
Partie du discours  25  nom propre (toponyme) [Liste complète]
Vocabulaire  26  Géographie: agglomérations

Anagrammes  27 

Mis à jour le 2025/01/21