Ny herin-andro | Ny volana taloha | Ny volana ankehitriny | |
---|---|---|---|
alahady alatsinainy talata alarobia alakamisy zomà asabotsy |
alahamady adaoro adizaoza asorotany alahasaty asombola adimizana alakarabo alakaosy adijady adalo alohotsy , volam-padina |
zanvie , janoary fevrie , febroary marsa , martsa avrily , aprily mey jiona , jona jolay aogositra septambra oktobra novambra desambra |
andro herinandro volana taona taonjato |
Mpamaritra matoanteny | Mpamaritra matoanteny | Mpamaritra matoanteny |
---|---|---|
loaka andro afaka omaly afak'omaly omaly halina androany aninaraina anio takariva hariva anio alina rahampitso afak'ampitso loaka andro afaka ampitso |
androtriny androtrizay anikeheo any tontolo andro fahagola fahagolan-tany fahataloha fahavelona fahazaza fahiny fahizay fahizany hatrizay ela izay hatrizay hatrizay izay ela izay rahoviana |
taloha tato aoriana teo aloha vao vao haingana |