|
|
|
|

Entrée (1/4)1  ela-
Partie du discours  2  forme morphologique de elatra
Exemples  3  misalasala miela-misintaka ny ela-papango [2.857]
4  Volon' ela-borombe no penina, ka volom-borona ihany no atao anarany fa ny penina [1.437]

Entrée (2/4)5  ela
Partie du discours  6  adjectif
Explications en malgache  7  [1.1] Be taona, zoky: Ela kokoa ianao noho i dada ~ Efa ela dia ela itỳ hazo ity izany
Mijanona maharitra: Nahoana no ela tany an-tsena ianao?
Tsy haingana: Ela vao vita ny sakafonareo izany
Maharitra fotoana lava: Velona ela, hono, ny voay.
Explications en anglais  8  [1.7] old; from olden times, long ago, long (in duration)
Explications en français  9  [1.8] ancien, vieux; qui dure longtemps
Dérivés 
10  Verbes actifs :
11  Verbes passifs :
12  Verbes relatifs :
13  Noms :
14  Adjectifs :
15  Adverbes :
Mots composés 
Toponymes 
Titres  30  Kabary Malagasy tsy tontan' ny ela : Fanaka volamena mirakitra ny fahendren' ny razana (Rainitovo)

Entrée (3/4)31  ela
Partie du discours  32  nom
Explications en français  33  [2.612] appellation botanique: Schizolaena
Vocabulaire  34  Botanique: arbre
Synonymes  35  elana, vondrozanalahy

Entrée (4/4)36  Elà
Partie du discours  37  nom propre (biblique) [Liste complète]
Explications en anglais  38  [2.996] Elah
Explications en français  39  [2.996] Ela
Vocabulaire  40  Ecritures Saintes
Synonymes  41  elaha
Citations bibliques  42  Chapitres et versets citant Elà

Anagrammes  43 

Mis à jour le 2025/01/21