|
|
|
|

Entrée (1/3)1  elatra
Partie du discours  2  nom
Vocabulaire  3  Zoologie: (en général)
Explications en malgache  4  Solon-tsandry ahafahan' ny vorona manidina rehefa akopakopany ka mikapoka ny rivotra: Vorona fohy elatra ny akoho [1.1]
Explications en anglais  5  A wing [1.7]
Explications en français  6  Aile [1.3, 1.8]
Exemples  7  Voromahery efa lava elatra no tao. [2.298]
8  Raha mba izaho mantsy no nanana elatra! [2.324]
9  ka nony tsy nahazo izay niriny dia nikopaka elatra. [2.643]
10  Tsimbotry no anaran' ny adrisa mbola kely tsy manana elatra. [2.332]
Mots composés 
Zoonymes 
Phytonymes 
Proverbes  16  Proverbes contenant le mot elatra

Entrée (2/3)17  elatra
Partie du discours  18  nom
Explications en malgache  19  Enti-milaza ny fisokatry ny lamba sy ny fikombony indray [1.1]
Explications en français  20  Action de s’entr'ouvrir comme le lamba, les rideaux [1.3]
Dérivés 
21  Verbes actif :
22  Verbes passif :
23  Verbes relatif :
24  Noms :

Entrée (3/3)25  elatra
Partie du discours  26  nom
Vocabulaire  27  Jeu
Explications en malgache  28  Anarana omena ny karazan-karatra lalitra, na matetika koa karazan-karatra tsy nananana raha milalao karatra [1.1]
Explications en français  29  Le trèfle au jeu de cartes [1.3]
Synonymes  30  lalitra#mg.n.2
Illustrations 
31 

Anagrammes  32  aletra, elatra

Mis à jour le 2023/07/14