Entrée (1/2) | 1 lalitra |
Partie du discours | 2 nom |
Vocabulaire |
3 Zoologie: invertébrés |
Explications en malgache |
4 Bibikely misy elany roa fatra-pipetrapetraka eny rehetra eny ka mitondra loto amin' ny tongony na ny faraingom-bava fitsentsefany, ary izany no mahatonga azy ho mpamindra aretina tsy anerany [1.1] |
Explications en anglais |
5 A fly [Mal. lalat; amboyna lali] [1.2] 6 A housefly [1.7] |
Explications en français |
7 Mouche [1.8] 8 Mouche, drosophile [1.13] |
Exemples |
9 Inona no fanaon' ny olona raha misy lalitra? [2.270#] 10 Nifanehatra tamin' ireo vitsika izy, sendra moka sy lalitra koa. [2.445#] 11 Iray fanahy amin' ny lalitra izy ireny, ka ny maloto no mahavelombelona ny ainy. [2.285#] |
Mots composés |
|
Zoonymes |
|
Phytonymes |
|
Proverbes | 16 Proverbes contenant le mot lalitra |
Article |
17 Randzavola: lalitra ao amin' ny Baiboly |
Entrée (2/2) | 18 lalitra |
Partie du discours | 19 nom |
Vocabulaire |
20 Jeu |
Explications en malgache |
21 Anaran-karatra filalaovana iray izay misy sari-na kodiadiamborona [1.1] |
Explications en anglais |
22 Clubs at cards [1.7] |
Explications en français |
23 Trèfle au jeu de cartes [1.3, 1.8] |
Synonymes | 24 elatra#mg.n.3 |
Illustrations |
|
Anagrammes | 26 lalitra, lilatra |
Mis à jour le 2022/07/30 |