Entrée | 1 fevrie |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Volana faharoa amin' ny taona araka ny fanisana andro vabiny atao hoe kalandrie; 28 no isan' ny andro amin' ny fevrie tsotra, fa 29 kosa isaky ny efa-taona, izany hoe amin' ny taona miafara amin' ny tarehi-marika azo zaraina / ny roa farany, oh. 1980 [1.1] |
Explications en anglais |
4 February [3.1] |
Explications en français |
5 février [3.1] |
Exemples |
6 Ka hatramin' izay dia ny didim-panjakana laharana 2007-151 tamin' ny 19 fevrie 2007 no mametra ny fandaminana, ny fampandehanan-draharaha ary ny andraikitra. [4.27#] |
Vocabulaire |
7 Temps |
Synonymes | 8 febroary |
Hypéronyme |
|
Co-hyponymes |
|
Tableaux et planches |
85 Mesure du temps |
Mis à jour le 2024/10/30 |