|
|
|
|

Entrée (1/2)1  vatravatra
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Fahatongavana rodobe amin-kery
Filatsahana havandra na orana vaventy sady mahery fiavy
Explications en anglais  4  [1.2] a shower, large drops of rain
5  [1.7] downpour of rain
Explications en français  6  [1.8] action d'arrivée avec violence; grosse pluie
Vocabulaire  7  Météorologie
Dérivés 
8  Verbes actifs :
9  Verbes passifs :
10  Verbes relatifs :
11  Noms :
12  Adjectifs :
Mots composés 

Entrée (2/2)14  vatravatra
Partie du discours  15  nom
Explications en malgache  16  [1.78] [Taisaka] volana voalohany amin'ny taona (Janoary)
17  [1.78] [Bara] volana faha-12 amin'ny taona, jonjo
18  [1.78] [Bezanozano] volana faharoa amin'ny taona
19  [1.78] [Sihanaka] anaram-bolana faha-11 amin'ny taona
20  [1.78] [Tanosy] volana voalohany amin'ny taona
Explications en anglais  21  [1.2] [Provincial] the ancient and provincial name of one of the months
Exemples  22  ny vatravatra dia ho Adijady ny Asotry dia ho Adalo; [2.113#]
Vocabulaire  23  Temps
Hypéronyme 
Co-hyponymes 

Mis à jour le 2025/01/21