|
|
|
|

Entrée1  ramadany
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [Arabo ramadana] Volana fahasivy amin' ny kalandrie miziolimanina ifadian' ny Silamo hanina, ka isan' andro hatramin' ny fiposahan' ny masoandro ka hatramin' ny filentehany, dia tsy mihinana na inona na inona izy ireo mandritra an' io iray volana io [1.1]
Explications en anglais  4  the Mohammedan fast. [Swa ramathani, from the Arabic.] [Provincial] [1.2]
Vocabulaire  5  Religions, Croyances
Hypéronyme 
Co-hyponymes 

Anagrammes  82  amadiran, amandira, andairam, manadary, mandaira, namadira, ramadany

Mis à jour le 2024/10/30