Entrée volana
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Sihanaka] [ vôlaña ] Teny [1.78]
 Teny atao, teny aloakan' ny vava [1.1]
Explications en anglais Speech [1.3, 1.7]
 Speaking [1.7]
Explications en français Parole [1.3, 1.8]
 Promesse, engagement [1.3]
 Action de parler [1.8]
Vocabulaire 
Morphologie 
Simple : volana, volako, volanao, volany, volantsika, volanay, volanareo, volan', volan-, volam-, vola-
Préfixée : -bolana, -bolako, -bolanao, -bolany, -bolantsika, -bolanay, -bolanareo, -bolan', -bolan-, -bolam-, -bola-
Dérivés 
Synonymes kabary
Mots composés 
Titres Hitsivolana 2018-001
Proverbes 

Entrée volana
Partie du discours nom
Explications en malgache Antontan-javatra mihodina manodidina ny tany nefa mandray hazavana avy amin' ny masoandro, ka io hazavana io no atarany ety amin' ny tany rehefa mifanitsy ny faritra voazavan' ny masoandro aminy sy ny tany: Telo andro sisa dia ho fenomanana ny volana [1.1]
Explications en anglais The moon [1.7]
Explications en français La lune [1.8]
Exemples 
1Ny kintana sy ny volana amin'ny alina ny andrandrainy sy mahazatra ny masony [2.470]
2Fa tsy misy kintana. Tsy misy volana. Tsy misy lanitra!... [2.471]
Vocabulaire 
Mots composés 
Analogues  fenomanana
Proverbes 
Articles 

Entrée volana
Partie du discours nom
Explications en malgache Ny fotoana ihodinan' ny volana manodidina ny tany
Ny volana malagasy dia mifanentana amin' ny fihodinan' ny volana manodidina ny tany mihitsy ka maharitra 28 andro mahery kely hatrany ary roa ambin' ny folo no isany: alahamady, adaoro, adizaoza, asorotany, alahasaty, asombola, adimizana, alakarabo, alakaosy, adijady, adalo, alohotsy, fa ny volana vazaha kosa dia notsinjaraina mitovitovy faharetana fotsiny: zanvie: 31 andro, fevrie: 28 na 29, marsa: 31, avrily: 30, may: 31, jiona: 30, jolay: 31, aogositra: 31, septambra: 30, oktobra: 31, novambra: 30, desambra: 31. [1.1]
Explications en anglais A month [1.7]
Explications en français Le mois [1.8]
 Mois [1.13]
Exemples 
1Efa iray volana sy tapany no nipetrahan-dRandrianaivo tao Antsirabe [2.324]
2Afaka roa volana eo ho eo, hono, dia handalo ny mpisafo [2.470]
3Volana vitsivitsy taorian'izay, nisy vaovao lehibe anankiray hafa koa, ary nikasika ny miaramilam-potaka ity [2.472]
Vocabulaire 
Mots composés 
Tableaux et planches Mesure du temps
Proverbes 
Articles 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/06/01