|
|
|
|

Entrée1  hiahia
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.78] [Taisaka] volana fahafito amin'ny taona (Jolay)
4  [1.78] [Bara] anaran'ny volana mifanandrify amin'ny volana Mey
5  [1.78] [Sihanaka] anaram-bolana fahadimy amin'ny taona
6  [1.78] [Tanala] volana fahadimy amin'ny taona, fotoana ny ririnina
7  [1.78] [Tanosy] volana fahafito amin'ny taona
8  [2.584] [Tandroy] mars
Explications en français  9  [1.19] [Sakalava] lune de mai ; mois sakalava correspondant à mai
10  [1.19] [Tankarana] nom d'un mois antankarana correspondant à septembre
11  [1.14] [Tandroy] nom d'un mois du calendrier agricole traditionnel (correspond à peu près à mai)
Exemples  12  ny hiahia dia ho Asorontany ny Sakamasay dia ho Alahatsy; [2.113#]
Vocabulaire  13  Temps
Hypéronyme 
Co-hyponymes 

Anagrammes  90 

Mis à jour le 2025/01/21