Entrée (1/3) | 1 fosa |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Filazana kileman' olona tsy eo imasony, fanambarana ny toetran' ny hafa mba hanaratsiana azy |
Explications en anglais |
4 [1.2] backbiting, calumniating, scandalizing. Comp. endrikendrika, manaratsy |
Explications en français |
5 [1.3#188] diffamation, dénigrement, rapports faits en cachette et souvent exagérés, médisance |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Proverbes | 13 Proverbes contenant le mot fosa |
Entrée (2/3) | 14 fôsa |
Partie du discours | 15 nom |
Explications en malgache |
16 [1.78] [Taisaka, Tanosy]
volana fahadimy amin'ny taona |
Explications en français |
17 [1.82] [Taisaka]
[fosa] mois de mai |
Exemples |
18 ny fosa dia ho Adaoro ny Maka dia ho Adizaoza [2.113#] |
Vocabulaire |
19 Temps |
Hypéronyme |
|
Co-hyponymes |
|
Entrée (3/3) | 96 fosa |
Partie du discours | 97 nom |
Explications en malgache |
98 [1.1] Biby mpihina-nofombiby hafa, mitovy habe amin' ny alika ary mitovy endrika amin' ny saka; manja mena ny volony ary mena ny masony; loza raha hiani-kazo; tsy mivoaka raha tsy amin' ny alina andripahany ny akoho amam-borona |
Explications en anglais |
99 [1.2] "A small and graceful cat-like animal peculiar to Madagascar (both the genus and the family of which it is the sole member are confined to the island), formerly classed among the Viverridae, but now considered to form a distinct family between the cats and civets." It is a plantigrade animal and extremely ferocious. Cryptoprocta ferox , Benn. Probably the same as pintsala. Also the name of a species of civet, of a peculiar genus, D'Aubenton's fossane. Fossa d'Aubentonii, Gray. 100 [1.7] a Malagasy carnivore something like a large mink |
Explications en français |
101 [1.82] [Taisaka]
Cryptoprocta ferox, petit carnassier 102 [1.54] genette fossane 103 [1.8] carnivore malagasy, espèce de genette 104 [4.22] fosa (Cryptoprocta ferox) |
Exemples |
105 Vory teo daholo hono ireo biby rehetra ireo tamin' io : ny fosa, ny akanga, ny papango. [1.508#] 106 nefa ny vorona sy ny araboa-dia, ny fosa, ny kary, nikarenjy tamin' ireny boalaboala ireny. [1.437#] 107 Fony izy mbola teto, saiky lany tamingana ny lambo sy ny fosa fa ny tsy matin' ny bala, voan' ny fandrika. [2.529#] |
Vocabulaire |
108 Zoologie: mammifères |
Nom scientifique |
|
Proverbes | 110 Proverbes contenant le mot fosa |
Illustrations |
|
Anagrammes | 113 |
Mis à jour le 2025/01/21 |