|
|
|
|

Entrée1  fosaina
Radical  2  fosa
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  [1.1] Haratsina, zimbaina, hamavoina: Toa nofosainareo adiny iray maninjitra, hono, aho!
Lazaina ny hadisoana takona nataon' ilay tenenina: Aza fosaina ny namanao fa aleo vandana imaso, hoy ny Ntaolo, toy izay vandana ivoho
Explications en anglais  5  [1.2] to be backbitten, to be scandalized.
6  [1.7] to be slandered
Explications en français  7  [1.8] qu'on calomnie
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :
11  Impératif :
Mots composés 
Phytonymes 
Proverbes  15  Proverbes contenant le mot fosaina

Anagrammes  16 

Mis à jour le 2025/01/21