Index

Proverbes : fosaina

Proverbe 1Ilay manafina ala fady, ka fosain' ny bodo sy adala. [2.558 #1407]

Proverbe 2Mihambo ny soa tsy ananana ka vao midify dia fosain' ny olona. [2.558 #2309]

Proverbe 3Tanora kamo ka fosain' izay mahita. [2.558 #4055]

Index