|
|
|
|

Entrée1  zanvie
Partie du discours  2  nom
Vocabulaire  3  Temps
Explications en malgache  4  Volana voalohany amin' ny taona araka ny fanisanandro vahiny antsoina hoe kalandrie; iraika amby telopolo no isan' ny andro amin' ny volana Zanvie [1.1#1055]
Explications en anglais  5  January [3.1]
Explications en français  6  janvier [3.1]
Exemples  7  Ary dia mbola mandry eritreritra soa aman-tsara isika manatri-maso ny fahalevonan' ny Vatravatra, safary, hatsiha songonan' ny zanvie, febroary, martsa. [2.285#]
Synonymes  8  janoary
Hypéronyme 
Tableaux et planches  9  Mesure du temps

Anagrammes  10  vezina, zanvie

Mis à jour le 2024/08/17