|
|
|
|

Entrée (1/4)1  maka
Radical  2  aka
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Mandray, mangalatra: Nisy naka ny bokiko teto ambony latabatra
Mandeha mba hitady ary hitondra, miharana: Lasa naka rano any am-pantsakana i Soa, ary naka kitay any an-tsaha i Benaivo
Mandeha mba hiangavy (olona) ho tonga: Lasa naka dokotera i dada fa manavy ny zandrinay
Mandeha mba hitondra (zavatra) hiverina: Ndeha maka antsy atsy atsinanana atsy, ry Veto a!
Explications en anglais  5  [1.2] to fetch, to bring, to take
6  [1.7] to take, to fetch
Explications en français  7  [1.8] prendre, chercher
Exemples  8  tsy maka tsy an-tampon-kandrina, tsy mivoaka afa-tsy an-taro-po : mahavoa iny, mahafaty; [2.69#]
9  Amin' ny iray anie e, hoy indray izy mamerina ny hafatra sady maka toky amin' ny mpanofa. [2.470#]
Morphologie 
10  Présent :
11  Passé :
12  Futur :
13  Impératif :
Mots composés 
Proverbes  49  Proverbes contenant le mot maka

Entrée (2/4)50  ma
Radical  51  aka
Partie du discours  52  impératif du verbe actif maka [Liste complète]
Exemples  53  Abo toerana loatra io boky io ka makà tohatra [1.1]

Entrée (3/4)54  maka
Partie du discours  55  nom
Explications en malgache  56  [1.78] [Tambahoaka] volana fahafito amin'ny taona
57  [1.78] [Taisaka] volana fahaenina amin'ny taona (Jona)
58  [1.78] [Bara] volana fahaefatra amin'ny taona
59  [1.78] [Bezanozano] anaram-bolana fahavalo amin'ny taona
Vocabulaire  60  Temps
Hypéronyme 
Co-hyponymes 

Entrée (4/4)137  Maka
Partie du discours  138  nom propre (biblique) [Liste complète]
Explications en anglais  139  [2.996] Maacah
Explications en français  140  [2.996] Maaka
Exemples  141  makatita no natao anaran' ny mponina tao maka [1.38]
Vocabulaire  142  Ecritures Saintes
Synonymes  143  maaka, maaka, maakà
Citations bibliques  144  Chapitres et versets citant Maka
Article  145  Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: Maka

Anagrammes  146 

Mis à jour le 2025/01/21