Entrée | 1 sakamasay |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 volana fahavalo amin'ny taona (Aogositra) [Taisaka]
[1.78] 4 anaran'ny volana mifanandrify amin'ny Jona [Bara] [1.78] 5 volana fahasivy amin'ny taona [Bezanozano] [1.78] 6 anaram-bolana fahenina amin'ny taona [Sihanaka] [1.78] 7 volana fahavalo amin'ny taona [Tanosy] [1.78] |
Exemples |
8 ny Hiahia dia ho Asorontany ny Sakamasay dia ho Alahatsy [2.113] |
Vocabulaire |
9 Temps |
Hypéronyme |
|
Co-hyponymes |
|
Mis à jour le 2024/10/30 |