|
|
|
|

Entrée (1/2)1  SeFaFi
Partie du discours  2  nom (acronyme) [Liste complète]
Explications en malgache  3  [4.27] Fikambanana niforona tamin'ny volana Febroary 2001 ny Sehatra Fanaraha-maso ny Fiainam-pirenena.

Tsy miankina amina antoko na iza na iza ny Fikambanana, ka izao no zava-kendreny :

  • Mamantatra sy mandalina ny olana eo anivon'ny fiarahamonina, indrindra ny mikasika ny demokrasia, ny Fanjakana tan-dalàna, ny fitantanana ny raharaham-pirenena.
  • Maneho ny heviny eo anoloan'ny zava-mitranga raha misy fisehoan-javatra amin'ny lafiny fiarahamonina na politika ka mety hanamarika ny ho avin'ny olom-pirenena
  • Mampiely ny vokatry ny fikarohana ataony.

Vocabulaire  4  Organisations
Citations  5  Textes citant SeFaFi

Entrée (2/2)6  SeFaFi
Sous-titre  7  Observatoire de la Vie Publique
Partie du discours  8  nom propre (journal)
Vocabulaire  9  Maisons d'édition, journaux
Auteur  10 
Editions  11 

Mis à jour le 2024/12/26