Entrée (1/2) | 1 taloha |
Mots élémentaires | 2 t~, aloha |
Partie du discours | 3 préposition au passé |
Explications en malgache |
4 Tranainy: Efa fomba taloha izany ~ Teraka talohan-dRakoto Rabe 5 Tamin' ny andro tany aloha ela, fahiny: Taloha, nisy ala teto antampon' itý tanàna [1.1] |
Explications en anglais |
6 before, formerly, former. [1.2] 7 before [1.7] |
Explications en français |
8 avant (temps passé) [1.8] |
Exemples |
9 Tsaroako indray ny nanjo ahy taloha. [2.4] 10 taloha kosa ny kilalao foronina no betsaka. [2.117] |
Vocabulaire |
11 Temps |
Analogues | 12 fahiny, fahizay, fahizany, fahagola, fahagolantany, tany ambadik' i manareza |
Entrée (2/2) | 13 taloha |
Radical | 14 aloha |
Partie du discours | 15 adverbe au passé [Liste complète] |
Explications en anglais |
16 formerly [1.7] |
Explications en français |
17 autrefois [1.8] |
Vocabulaire |
18 Temps |
Mots composés |
|
Anagrammes | 21 hatola, talaho, taloha |
Mis à jour le 2023/09/14 |