|
|
|
|

Entrée1  fahizay
Mots élémentaires  2  faha, izay
Partie du discours  3  adverbe [Liste complète]
Explications en malgache  4  [1.1] Taloha, fahiny, hatrany hatrany
Explications en anglais  5  [1.2] At that time.
6  [1.7] in former times; in those times
Explications en français  7  [1.3#136] dans ce temps-là, à cette époque, depuis longtemps
Exemples  8  Hazo lava na volo no nilanjaraa ny entana fahizay. [2.113#]
9  Nahavita zava-mampitolagaga tokoa ny sinoa fahizay. [2.445#]
Vocabulaire  10  Temps
Synonymes  11  fahizany, fehizay
Mots composés 
Titres  13  Antananarivo fahizay : fomba na toetra amam-panaon' ireo olona tety tamin' izany (Rainitovo)

Anagrammes  14 

Mis à jour le 2025/01/21