|
|
|
|

Entrée1  aloha
Radical  2  loha
Partie du discours  3  préposition [Liste complète]
Explications en malgache  4  [1.1] Mpamaritra matoanteny na teny mpampiankina enti-milaza fahatongavana na fanaovan-javatra voalohany miohatra amin' ny iray hafa atỳ aoriana, na fitoerana manatrika iray hafa izay ao andamosina na ao aoriana (Raha ilazana ny lasa izy, dia mitovona t: taloha, izay mety hanana hevitra hafa koa
Homeko valisoa izay mahavaly aloha
(toerana): Mipetraha eo alohan' ny rainao eo
(fotoana): Mivavaka izahay alohan' ny sakafo. / Nivavaka izahay talohan' ny sakafo
Explications en anglais  5  [1.2, 1.7] before
6  [1.2] previous, previously, ahead. [Mal. alaan(?). the front part of a vessel.]
Explications en français  7  [1.3, 1.7] first
8  [1.8, 1.13] avant
9  [1.8] au devant; auparavant
10  [1.13] antérieur, devant
Vocabulaire  11  Temps
12  Espace
Morphologie 
13  Présent :
14  Passé :
Dérivés 
15  Verbes actifs :
16  Verbes passifs :
17  Verbes relatifs :
18  Noms :
19  Adjectifs :
20  Adverbes :
Antonymes  21  aoriana
Mots composés 

Anagrammes  37 

Mis à jour le 2025/01/21