|
|
|
|

Entrée1  aoriana
Partie du discours  2  adverbe [Liste complète]
Explications en malgache  3  [1.1#100] Enti-milaza toerana mifanohitra amin' ny aloha, izany hoe manarakaraka ny toerana hafa iray teo aloha: Ny zomà dia aorian' ny (na aorianan' ny) alakamisy
Enti-milaza fotoana mifanohitra amin' ny aloha, izany hoe manarakaraka ny fotoana hafa iray teo aloha: Mipetraha ianao avy eto aoriana ~ Jereo ao aoriananao fa misy alika kely manaraka anao
Ny teny hoe "aoriana" ialohan' ny mariky ny lasa "t" ka ampiasaina hilazana fotoana: Tonga taorian' ny zandriny izy
(Marihina fa samy hafa amin' ny "tao aoriana" io, izay misy ny teny "aoriana" ihany fa ialohan' ny "tao" milaza toerana, ka ampiasaina kosa hilazana toerana: Nipetraka tao aorian' i dada aho)
Explications en anglais  4  [1.2] back, behind, backward, passed. This word admits the suffix pronouns and tenses.
5  [1.7] after, afterwards
Explications en français  6  [1.3#58, 1.8] après, derrière
7  [1.3#58] en retard: Tonga aoriana hianao (Vous arrivez en retard)
Exemples  8  Avy eo aoriana izy (Il vient là derrière) [1.3#58]
9  Tonga taoriako izy (Il est arrivé après moi) [1.3#58]
10  ary ny nilaza taloha, teraka taoriana. [2.48]
11  Tonga tokoa i Tondra taoriana kelin' ny misasakalina. [2.472]
Morphologie 
12  Présent :
13  Passé :
Dérivés 
14  Verbes actifs :
15  Verbes relatifs :
16  Noms :
17  Adjectifs :
18  Adverbes :
Antonymes  19  aloha
Mots composés 

Anagrammes  25 

Mis à jour le 2025/01/21