|
|
|
|

Entrée1  aoriandriana
Radical  2  aoriana
Partie du discours  3  adverbe [Liste complète]
Explications en français  4  [duplicatif diminutif] à une petite distance en arrière) [1.3#58]
Exemples  5  Taty aoriandriana dia lasa voly fanondrana izy. [2.117#112]
6  Tato aoriandriana indray, dia ny Hova lahy indray no anononan'ny olona azy; [2.59#207]
7  Raha karipela mikambana izy, dia tsy mikambana amy ny voalohany, fa ato aoriandriana. [1.357#]

Mis à jour le 2023/01/20