|
|
|
|

Entrée1  fahagola
Mots élémentaires  2  faha, gola
Partie du discours  3  adjectif ou adverbe
Explications en malgache  4  taloha efa lasa ela be: Tsy fantatra izay nonina tamin' itony tany itony fahagola [1.1]
5  taloha, fahiny [1.13]
Explications en anglais  6  anciently, in former times.
7  ancient, very ancient [1.2#146]
8  in olden times [1.7]
Explications en français  9  anciennement [1.8]
10  archaïque [1.13]
Exemples  11  Ny mponina fahagola : Ny Vazimba. [2.508]
12  Fahagola, hazo lava marani-doha no niasana ny tany. [2.117#120]
13  Tokony ho misy mihitsy fetin' ny santa-bokatra teto Imerina fahiny fahagola. [2.285#235]
Vocabulaire  14  Temps
Morphologie 
15  Simple :
Synonymes  16  fahagolantany
Analogues  17  fahiny
Mots composés 
Article  19  Randzavola: fahagola ao amin' ny Baiboly

Mis à jour le 2023/10/17