Entrée anio
Partie du discours adverbe [liste complète]
Explications en malgache Enti-milaza ny fotoana tsy mbola nodiavina amin' ny andro itenenana: Hitsangantsangana any antsaha izahay anio
(Ny enti-milaza ny fotoana efa nodiavina kosa dia androany: Nitsangantsangana tany an-tsaha izahay androany) [1.1]
Explications en anglais The part of the day to come. To-day. [1.2]
 Today (future tense) [1.7]
Explications en français  [Taisaka] Aujourd'hui (partie du jour non écoulée) [1.82]
 Aujourd'hui (temps futur) [1.8]
Mots composés 
Analogues  androany
Proverbes 

Entrée anio (any)
Partie du discours impératif du verbe passif anina [liste complète]

Entrée anio
Partie du discours impératif du verbe passif any [liste complète]
Explications en malgache  [Taisaka] Ataovy [1.78]
Explications en français  [Taisaka] [1.82]

Entrée an' io (any, io)
Partie du discours locution
Exemples 
1Mba te-handresy an' io ve hianao, anaka? [2.499]
2Sambasamba mba nisy an' io fanagiazana io [4.27]

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/08/12