|
|
|
|

Entrée alina
unkLabel:: 
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Arivo folo na arivo impolo; raha atao tarehimarika, dia 10.000: Dimy arivo sy telo alina ariary no vidin' itỳ tany itỳ. [1.1]
Explications en anglais Ten thousand. [Mal. laska(?); sanscrit lasha.] [1.2]
 Ten thousand [1.7]
Explications en français Dix mille [1.8]
Symboles internationaux  10000 ~ 10 000 ~ 10.000 ~ 10,000 [3.1]
Exemples sy boriky arivo amby enina alina, [2.996]
Vocabulaire 
Dérivés 
Mots élémentaires 10000 ~ 10 000 ~ 10.000 ~ 10,000>`
unkLabel:: 
 
 
 
 
 
 
 
 
 
 
 
 
Ouvrages littéraires  ^3.1.ww=<110000
Catalogue Madagascar 
Tableaux et planches Les nombres
Citations 
Proverbes 
Citations bibliques 
Article 

Entrée alina
Partie du discours nom
Explications en malgache Fotoana tsy anazavan' ny masoandro ny tany, izany hoe hatramin' ny ilentehan' ny masoandro ka hatramin' ny iposahany indray ka itankizinan' ny tany ao anatin' ny haizina: Tonga ny alina: indreny mimpendrampendrana ny kintana eny amin' ny lanitra
Haizina: Ao anatin' ny alin' ny tsy fahalalana [1.1]
Explications en anglais Night, darkness, pertaining to the night. [Mal. ma'lam, mysol malch, night.] [1.2]
 Night [1.7]
Explications en français Nuit [1.8]
Exemples 
1aza manan'eritreritra hianao
hozaraiko ny andro sy ny alina
ka ny alina azy
ny antoandro anao
[2.131]
2Indray alina dia nanonofy Razaimalala. [2.324]
Analogues  ankaly ~ lahaly
Article 

Entrée alina
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Lany andro, very fotoana, tratra aoriana: Alina foana eo ianao raha hiandry azy [1.1]
Explications en français Qui est en retard, surpris par la nuit; qui se fatigue en vain: Alina foana eo hianao (Vous n'en viendrez pas à bout) [1.3]

Entrée alina
Partie du discours nom
Explications en anglais  [Provincial] Provincial for adina [1.2]

Mis à jour le 2023/07/19