|
|
|
|

Entrée1  alinina
Radical  2  alina
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  [1.1] Tazonina hatramin' ny fahatongavan' ny alina: Loza Rakoto iny raha hiresaka: nalininy tany aminy aho ka raha tsy efa tapi-mandry ny olona tsy nalefany
Explications en anglais  5  [1.2] to be kept from going until night. Used of misspent days and hours.
Explications en français  6  [1.3#22] Que l’on retarde jusqu’à la nuit
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
10  Impératif :

Anagrammes  11 

Mis à jour le 2025/01/21