Entrée | 1 fahalemana |
Radical | 2 alina |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Tsy fananana ahiahy ny mpangalatra (mandritra ny sakafo hariva) [1.1#406] 5 [2.508#] |
Exemples |
6 Fanjakana matanjaka sy mandry fahalemana no navelany nolovan-janany. [2.508#] 7 Mandria fehizay, mandria fahalemana, fa tsy misy tahotra intsony: fa ahy ny tany sy [2.298#] |
Synonymes | 8 halemana |
Mots composés |
|
Anagrammes | 10 analefaham, fahalemana, manalefaha |
Mis à jour le 2023/02/11 |