|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mialina
Radical  2  alina
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Maharitra mandritra ny fotoana elaela: Efa nialina andro io laoka io ka simba ~ Hena mialin-taona no hanina amin' ny Fandroana [1.1]
Explications en anglais  5  to partially penetrate
6  to remain a night before being used, as mud for making walls, etc. [1.2]
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :

Entrée (2/2)10  mialina
Radical  11  alina
Partie du discours  12  verbe actif
Explications en malgache  13  matory andalana mandritry ny alina maromaro [Sihanaka] [1.78]
14  Miasa alina, mandany ny alina miasa: Nialina izy vao nahavita io zaitra io
15  Misakafo hariva: Tamin' ny sivy izahay vao nialina omaly
16  Mihinana (zavatra hafa noho ny vary) amin' ny hariva, amin' ny alina: Mialim-bomangary zareo ato atsimo. [1.1]
Exemples  17  Amin' ny Betsileo ny kanakana mialina no ataony hanim-py malaza. [1.437#]
Mots composés 

Anagrammes  19  limaina, maiñila, mialina

Mis à jour le 2023/10/26