Entrée (1/3) | 1 hariva |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Ny tapak' andro ihilanan' ny masoandro miankandrefana: Amin' ny dimy hariva / Ny hariva no fahanteran' ny andro |
Explications en anglais |
4 [1.2] the evening 5 [1.7] the afternoon, the evening |
Explications en français |
6 [1.8] l'après midi, le soir |
Vocabulaire |
7 Temps |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Phytonymes |
|
Proverbes | 26 Proverbes contenant le mot hariva |
Entrée (2/3) | 27 hariva |
Partie du discours | 28 adjectif |
Explications en malgache |
29 [1.1] Folaka: Hariva ny andro Amin' ny hariva, tratra aoriana: Tonga hariva ianareo izany / Hariva izahay fa aoka handeha |
Entrée (3/3) | 30 hariva |
Partie du discours | 31 verbe passif |
Explications en malgache |
32 [1.1] Tazonina ela hatramin' ny hariva: Harivan' ny resakareo eto lahy izahay |
Anagrammes | 33 |
Mis à jour le 2025/01/21 |