|
|
|
|

Entrée1  rahoviana
Radical  2  oviana
Partie du discours  3  adverbe [Liste complète]
Explications en malgache  4  [1.1] Entina manontany fotoana mbola ho avy: Rahoviana no ho tonga ny zokinao
Tsy... na na oviana na oviana: Rahoviana Rakotono mba hampisambo-bola olona
Explications en anglais  5  [1.7] when ? (of future time)
Explications en français  6  [1.3] quand? à quelle époque? (se dit de l'avenir)
7  [1.8, 1.5] quand? (temps futur)
Exemples  8  rahoviana no hatao ny fampakarana? [2.471]
9  Ary rahoviana, hono, no ho vita izy ity? [2.472]
Analogues  10  fahoviana, oviana, naoviananaoviana

Anagrammes  11 

Mis à jour le 2025/01/21