Entrée | 1 ampitso |
Partie du discours | 2 nom ou adverbe |
Explications en malgache |
3 [1.1] Enti-milaza ny andro manaraka ny andro itenenana na ny andro tenenina: Tsy misy mahalala ny ampitso. / Narary izy ny ampitson' ny nandehanany Ny ho avy: Ny ampitso no hanamarina izany Indraindray ampiasaina ho mpamaritra matoanteny mitovy amin' ny rahampitso: Ampitso izy no handeha, |
Explications en anglais |
4 [1.2] to-morrow. Same as rahampitso. 5 [1.7] tomorrow, the morrow |
Explications en français |
6 [1.8] demain, le lendemain |
Exemples |
7 ka marary nony mody ny ampitso [2.245] 8 Nony ampitso Zoma, dia niangona indray [2.59] 9 Ny ampitso ihany dia nanoratra i Fatakamana [2.499] 10 Saingy izay nianarana anio toa hadino nony ampitso [2.356] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Proverbes | 16 Proverbes contenant le mot ampitso |
Anagrammes | 17 ampitso, atsimpo, mpisota |
Mis à jour le 2025/02/05 |
![]() |