Entrée | 1 omaly |
Partie du discours | 2 adverbe [Liste complète] |
Explications en malgache |
3 [1.1] Anarana entina hilazana ny andro nialoha ny androany: Ny omaly no zokin' ny anio Ny lasa: Sarotra hadinoina ny omaly Milaza fotoan' andro nialoha ny androany: Tonga omaly i dadatoa. (Amin' ity hevitra ity, dia "rahomaly" no nampiasaina taloha: tonga rahomaly i dadatoa) |
Explications en anglais |
4 [1.2] yesterday. [mal. Kulmarin.] 5 [1.7] yesterday |
Explications en français |
6 [1.3, 1.8] hier |
Vocabulaire |
7 Temps |
Mots composés |
|
Titres |
Proverbes | 12 Proverbes contenant le mot omaly |
Anagrammes | 13 alimo, aolim, iloma, lomay, mailo, maoly, mialo, milao, miola, molay, omaly |
Mis à jour le 2025/02/01 |