|
|
|
|

Entrée (1/2)1  zazavavindrano
Partie du discours  2  nom
Vocabulaire  3  Religions, Croyances
Explications en malgache  4  Karazan' olon-dia tsara tarehy, hono, ka voalaza ho mipetraka amin' ny zohy any ambany rano na amin' ny zohy mivoaka avy anaty rano, ka mivelona amin' ny hazandrano manta [1.1]
Exemples  5  Moa tsy zazavavindrano koa Ranoro vadin' Andriambodilova? [2.5]
6  zazavavindrano niara-nonina tamin' ny voay hono ny reniny ary voafandrika ka nanambady olombelona teny an-tanety. [2.508#74]
Mots élémentaires  7  zazavavy, rano
Titres 

Entrée (2/2)9  Zazavavindrano
Partie du discours  10  nom propre (titre de livre)
Vocabulaire  11  Littérature: livres
Explications en français  12  roman en langue malgache publié en 1945 par Andriamalala Emilson Daniel [1.59]
Mots élémentaires  13  zazavavindrano
Auteur  14  Andriamalala Emilson Daniel
Editions  15  Librairie Mixte, 1972. Hauteur: 17cm. Largeur: 12cm. Pages: 143
Illustrations 
16 

Anagrammes  17  Zazavavindrano, zazavavindrano, Zazavavindrano, zazavavindrano

Mis à jour le 2023/10/21