Entrée | 1 vavy |
Partie du discours | 2 nom ou adjectif |
Explications en malgache |
3 Olona na biby manana toe-batana natao hiteraka [1.1] |
Explications en anglais |
4 female 5 a female [1.7] |
Explications en français |
6 femelle [1.8] 7 femelle [Sakalava-Mayotte] [1.405] |
Exemples |
8 Tsy mahita izany aho, fa ny anjaran' ny lahy tsy anajaran' ny vavy [2.472] 9 Ranom-boafotsy iray tasy no novidian' ny vavy ho azy teo an-tsenakely tsy lavitra teo [2.470] |
Vocabulaire |
10 Biologie |
Dérivés |
|
Antonymes | 14 lahy |
Mots composés |
|
Zoonymes |
|
Phytonymes |
|
Ethnonymes |
|
Toponymes |
|
Titres | 30 Ilay vavy antitra! (Rakotoson Emeralda) |
Anagrammes | 31 vavi, vavy |
Mis à jour le 2023/04/24 |