Entrée (1/2) | 1 takarina |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Fandehanana miresaka na mihinana any an-tranon' olon-kafa |
Explications en français |
4 [1.3#650] action de chercher à causer et à manger chez les autres |
Exemples |
5 Raha mararin-teny, aza tia takarina. [2.69#] 6 Tsy ho haiko vinaniana, tsy ho azoko takarina. [2.928#] 7 Miendrikendrika hevitra somary saro-takarina ihany io na dia izany aza. [1.369#] |
Dérivés |
|
Entrée (2/2) | 13 takarina |
Radical | 14 takatra |
Partie du discours | 15 verbe passif |
Explications en malgache |
16 [1.1] Ezahina tratrarina amin' ny tanana: Takaro kely io sary hitsinao io |
Explications en anglais |
17 [1.7] to be reached, to be attained to |
Explications en français |
18 [1.8] auquel on atteint, où l'on arrive |
Exemples |
19 Tsy ho haiko vinaniana, tsy ho azoko takarina. [2.928#] |
Morphologie |
|
Anagrammes | 24 |
Mis à jour le 2025/01/21 |