|
|
|
|

Entrée1  andevo
Partie du discours  2  nom
Dérivés 
3  Verbes actifs :
4  Verbes passifs :
5  Verbes relatifs :
6  Noms :
7  Adjectifs :
Vocabulaire  8  Sociologie
Explications en malgache  9  Ny ambany indrindra ara-pirazanana amin' ny foko iray taloha izay nanompo ny hafa, izany hoe tsy nanana ny zon' ny olona afaka fa teo ambany fifehezan' ny tompony lalandava: Ny fivavahana kristianina no anisan' ny nanafoana ny andevo teto ambonin' ny tany
10  Mpanompo: Izaho angaha andevonao no anananao fahefana? [1.1]
11  olona very zo tamin'ny fanjakan'andriana [1.13]
Explications en anglais  12  a slave [1.2, 1.7]
Explications en français  13  esclave ou traité comme tel [1.3]
14  quatrième et dernière classe de la société en Imerina et au Betsileo. Les Andevo constituaient bien moins une caste qu'une catégorie de gens de peine au service de tout homme libre, Andriana ou Hova. Ils étaient de trois sortes en Imerina: les Zazahova (Andriana ou Hova ayant perdu leur liberté par suite de crimes ou de dettes), les prisonniers faits à la guerre, et les esclaves étrangers, Makoa ou Masombika. -- Aux Andevo étaient réservées toutes les corvées de la maison ou des champs ou du portage ... [1.11]
15  esclave [1.8, 1.13]
Exemples  16  Ny andevo dia nihahohaho eran' ny tanàna. [1.38]
17  Koa amin'izany, ry rahalahy, tsy zanak'andevo isika, fa zanak'olona afaka. [2.996]
Morphologie 
18  Simple :
Mots composés 
Zoonymes 
Proverbes  25  Proverbes contenant le mot andevo

Mis à jour le 2023/06/14