|
|
|
|

Entrée1  fanandevozana
Radical  2  andevo
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Fampiasana olona ho toy ny mpanompo tsy manana ny zo maha-olona afaka azy
Explications en anglais  5  [1.7] the act of enslaving; cf. fahandevozana
Explications en français  6  [1.3] action de réduire en esclavage ou de traiter en esclave, le service des esclaves
7  [1.8] action de réduire en esclavage; cf. fahandevozana
Exemples  8  Betsaka ny Malagasy no nihevitra fa vitan' izay ny fanandevozana azy. [2.472]
9  sy hanafahany an'izay rehetra niharan'ny fanandevozana nandritra ny andro rehetra niainany noho ny tahotra ny fahafatesana. [2.996]
Mots composés 

Mis à jour le 2024/12/11