Entrée | 1 rahavavy |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Vehivavy iray reny sy iray ray amin' ny vehivavy hafa: Tia ny rahavaviny Rasoa. Ny vehivavy iray ray na iray reny fotsiny amin' ny vehivavy hafa koa dia atao hoe rahavavy, toy izany koa ny vehivavy manambady olona mirahalahy amin' ny vadin' ny tena dia antsoina koa hoe rahavavy. |
Explications en anglais |
4 [1.2] A sister of a woman; lit. when feminine. Comp. anabavy. 5 [1.26#13] A woman has rahavavy and an anadahy 6 [1.7] The sister of a woman; cf. anabavy |
Explications en français |
7 [1.54] Soeur d'une soeur 8 [1.8] La soeur d'une femme; cf. anabavy |
Exemples |
9 Ary nony maty ny rahavavy ny, Ravololondreninitrimo, dia nalevina ao Ambohimiakoja. [2.48] |
Vocabulaire |
10 Rapports: famille |
Dérivés |
|
Analogues | 14 anabavy, anadahy, rahalahy |
Mots composés |
|
Toponymes |
|
Mis à jour le 2025/01/21 |