Entrée | 1 mirahavavy |
Radical | 2 rahavavy |
Partie du discours | 3 adjectif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Enti-milaza ny fifatoram-pihavanana misy amin' ny vehivavy roa na maro iray tampo |
Explications en anglais |
5 [1.2] to be two sisters, to be sisters. If more than two are meant, the number must be expressed. 6 [1.7] who are sisters |
Explications en français |
7 [1.54] être soeurs (entres femmes) 8 [1.8] qui sont soeurs |
Exemples |
9 Akanjo voloina sy mididy mananjara no azy mirahavavy ary tablie mangabe mivaky an-damosina no an'I Lidy si I Saonina [2.470] 10 asa na hihaona ka hifankahalala izy mirahavavy any hoany na tsia. [2.472] |
Vocabulaire |
11 Rapports: famille |
Analogues | 12 mirahalahy |
Toponymes |
|
Titres |
14 Izy mirahavavy (Dox) 15 Izy telo mirahavavy (Andriamalala Emilson Daniel) |
Proverbes | 16 Proverbes contenant le mot mirahavavy |
Anagrammes | 17 |
Mis à jour le 2025/01/21 |